|
|
|
|

Teny iditra 1  sosialisma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fomba fitantanan-karena mikendry ny tombontsoan' ny vahoaka amin' ny alalan' ny fitovizam-pamokarana iombonana, ny fanaovana ho harem-pirenena ny orinasa lehibe ary ny kaoperativa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 socialism [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 socialisme [1.8]
Voambolana  6  Pôlitika
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how sosialisma

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04