|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sosana
Fototeny  2 sosa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza olona izay andefasana (lakana) mikorisa milamina mankeny aminy: Sosay lakana aho, rey olona erỳ andafin-drano [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)9  sosaña
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 vola na omby omen'ny havan-drazazalahy ny havan-drazazavavy noho ny hadisoana vitany
12 tamin havan-drazazavavy [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)13  Sosana
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  15 Shushan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  16 Suse [2.996]
Ohatra  17  Armenia sy Media sy sosana ary Babylona, fa toa tsy sahy nanafika an' i Palestina intsony izy. [1.38]
Voambolana  18  Soratra Masina
Tovy hevitra  19 sosa, sosa, sosa
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  20 Toko sy andininy momba Sosana

Fivaditsoratra  sosana, Sosana, sosaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21