|
|
|
|

Teny iditra1  songosongo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavamaniry fanao fefim-boly izay feno tsilo ny tahony ary misy ditiny mandronono raha tapahina; ny voniny misy mena dorehitra, fotsy.... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a prickly herb used largely for fences in Imerina, a decoction from which is used for gonorrhoea and indigestion. The juice is used as a blistering remedy, and also for bird-lime.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 petite plante épineuse dont on fait des haies, de la glue, et parfois des remèdes. [1.3]
6 arbuste épineux assez ramifié, charnu et dont le latex est efficace contre les verrues. Il se multiplie facilement par bouturage.. [1.5]
Voambolana  7  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tovy hevitra  8 somana, somo
Sary 

Fivaditsoratra  9 ngosongoso, 10 songosongo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11