|
|
|
|

248 entries=1|songomby#mg.n=
248 Xproverbs=songomby=
248 fr=2.415+1.54`animal fabuleux ressemblant à un cheval sauvage|2.415`Se disait des audacieux=
248 mg=1.1`Anaram-biby vaventy, izay lazain' ny olona sasany fa mifandraidraika amin' ny soavaly, nefa koa itompoan' ny sasany fa tsy misy akory fa atao fampitahorana ny zaza mitomany amin' ny alina mba hampangina azy fotsiny=
248 note=ndx.mg=sonGOMby|ndx.en=mythical animal|ndx.fr=animal mythique|=
248 spellUnder=songomby+songomby+=
248 syntax=n=
248 vocabulary=belief=
262 gCurrentWordUnderlined=songomby=
Teny iditra 1  songomby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaram-biby vaventy, izay lazain' ny olona sasany fa mifandraidraika amin' ny soavaly, nefa koa itompoan' ny sasany fa tsy misy akory fa atao fampitahorana ny zaza mitomany amin' ny alina mba hampangina azy fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 animal fabuleux ressemblant à un cheval sauvage [2.415, 1.54]
5 Se disait des audacieux [2.415]
Voambolana  6  Finoana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07