|
|
|
|

Teny iditra1  solontena
Singan-teny  2 solo, 3 tena
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Olona misolo, izany hoe manao zavatra na manatrika fivoriana amin' ny anaran' olon-kafa: Ny lehiben' ny fampianarana no solontena nalefan' ny Minisitry ny Fanabeazana tany amin' ilay lanonana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a delegate, a representative [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 représentant [1.8, 1.13]
8 délégué [1.8]
Ohatra  9  [2.508]
10  [2.356]
11  [2.114]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22