Entrée | 1 solonjanatsoratra |
Mots élémentaires | 2 solo, 3 zanaka, 4 soratra |
Partie du discours | 5 nom |
Explications en malgache |
6 Misy roa ny fomba famonoana tarehintsoratra na vaninteny tsy voalaza raha manoratra, dia ny solonjanatsoratra sy ny tsipipanohizana. Ny solonjanatsoratra ( ' ) dia ampiasaina raha misy teny roa mifanarakaraka ka miantomboka amin' ny zanatsoratra ilay faharoa ary milaka fa tompon' ilay zavatra voalazan' ny teny voalohany na mpanao asa lazainy. Ohatra: toetra andro = toetr' andro ~ ilaina ny olombelona = ilain' ny olombelona. [1.146#21] |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |