Entrée solohoto
Partie du discours nom
Définition malgache Vovoka fotsifotsy ampiarahina amin' ny firaka haninginana ny vifotsy: Ny anareo angaha fitia mifaham-bola... Fa ny anay solohoto amim-piraka ka may miara-mirendrika. (Tselatra) [Rajemisa 1985]

Entrée solohoto
Partie du discours nom
Définition malgache ranoka avy amin'ny hodikazo [SLP 1986]
Traduction française résine
¶ solohoto melaninina: résine mélanine
¶ solohoto sentetika: résine synthétique [SLP 1986]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31