|
|
|
|

Teny iditra1  sokeraina
Fototeny  2 sokera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hodidinina avy eo amin' ny lafiny roa na mihoatra: Nosokerain' ny fahavalo ny tanàna ka tsy nisy afa-nilefa ny mponina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be squared (of a corner) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on met à l'angle droit [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17