Entrée sobika
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] jereo sobiky
Exemples 
1 [FOFAFIPE: Tongavola] Nosokafan'ilay fetsy ny sobika.
2 [Andraina: I Vola] Nisy Ramatoa iray nibata sobika misarona nidina.
3 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 8] Sobika iray mikombom-bava mifatotra amin' ny bao no maiva-mavesatra eny an-damosiny.
4 [Andraina: Mitaraina, page 126] Natao tsy hitan' ny olona izany, gony sy sobika aza no nitaomana azy.

Mis à jour le 2021/10/13