|
|
|
|

Teny iditra1  sisihana
Fototeny  2 sisika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisihana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisihana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany
5 Ampidirana kely: Nosisihako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10 sisifana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 hany sisa, sisihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02