Entrée sisifana (sisika)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisifana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisifana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany
¶ Ampidirana kely: Nosisifako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto [Rajemisa 1985]
Morphologie 
sisifana
sisifako
sisifanao
sisifany
sisifantsika
sisifanay
sisifanareo
sisifan'
sisifan-
sisifam-
sisifa-
nosisifana
nosisifako
nosisifanao
nosisifany
nosisifantsika
nosisifanay
nosisifanareo
nosisifan'
nosisifan-
nosisifam-
nosisifa-
hosisifana
hosisifako
hosisifanao
hosisifany
hosisifantsika
hosisifanay
hosisifanareo
hosisifan'
hosisifan-
hosisifam-
hosisifa-
sisifo
Synonymes sisihana

Mis à jour le 2020/07/31