|
|
|
|

Teny iditra1  sisa tavela
Singan-teny  2 sisa, 3 tavela
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 a remnant [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 le reste, le reliquat [1.8]
Ohatra  7  Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka. [2.4]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12