Entrée |
sinoa
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny firenana tompon-tany any amin' ny tany midadasik' i Sina:
Ny Sinoa no be indrindra amin' ny mponina eto ambonin' ny tany
[1.1]
|
Origine | Français: chinois.
|
Exemples | Mpanao kaonty ami-mpivarotra sinoa rangahy io, izany hoe tsy dia manao ahoana ilay fianakaviana.
[2.472]
|
|
Entrée |
sinoa
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Mikasika an' i Sina, an' i Sina na avy any Sina:
Anisan' ny sarotra amin' ny fiteny rehetra ny teny sinoa [1.1]
|
|