Entrée simenitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan-tsokay mafy ohatra ny vato rehefa afangaro amin' ny fasika
Izay entina manamafy: Ny fifanomezana sy ny fifaneraserana no simenitry ny fifankatiavana [1.1]
Explications en français Ciment [1.13]
Exemples 
1Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny. [2.472]
2Voasolo rafi-bato sy simenitra ireo tetezan-kazo fahiny amboarin' ny fokonolona isan-taona. [2.470]
Vocabulaire 
Mots composés 
Origine Anglais: cement.
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31