Entrée silaka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Potika, sombina, vaky, tapaka
Triatra, na vaky: Silaka ny nifiko
Menatra: Silaka aho notenenin' ny lehibe teo imason' ny mpiara-miasa [1.1]

Entrée silaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Hazo na vy asisika eo amin' ny hazo efa natomboka hotsofaina mba tsy hanery ny tsofa, na tsofoka eo anelanelan' ny vato ka velezina mba hahavaky ilay vato
Ny potiny na sombiny avy amin' ny zavatra novakina na vaky: Sila-mofo [1.1]
 Sombiny [1.13]
Explications en anglais A splinter, a small piece split off [1.7]
Explications en français éclat de bois, pierre qui s'écaille ou se sépare [1.8]
Exemples 
1Samy mitana (mihazona) silaka voankena tsirairay ireo. [2.245]
2Izy ireo no tena foko feno fa ny sisa toa silaka foko ihany avokoa na ambiny aza. [2.606]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée silaka
Partie du discours nom
Explications en français Partie: Silaka tontolon'i X = E [n] (Partie de X = E [n]) [1.13]
Vocabulaire 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/08