|
|
|
|

Teny iditra1  sigara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ravimparaky voatorotoro mihorona ao anaty taratasy manify ka atao fifoka: Nahalany sigara telo pake isan' andro aho taloha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a cigar, a cigarette [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 cigare, cigarette [1.8]
Kamban-teny rehetra  6  Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  7 garasy, sigara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17