|
|
|
|

Teny iditra1 siansa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fitambaran' ny fahaizana amam-pahalalan' ny olombelona momba ny toetran' ny zavaboary, ny hery ao aminy, sns... azo tamin' ny fandinihana ny toetrany sy ny fomba amam-pitsipika mifehy azy sy ny fanandramana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4science. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5la science. [1.8]
Ohatra  6 Hita koa fa efa nikasika ny siansa ny sain' ny Ntaolo. [2.285#]
7 Ho hitantsika amin' ny fianarana siansa ny andinidininy. [2.332#]
8 Famonoana fahavalo amin' ny fampiharana ny siansa angamba no metimety kokoa. [2.472]
Tsipelina hafa  9siansy
Kamban-teny rehetra  10fandaminana asa ara-tsiansa

Fivaditsoratra  11 sanasy, 12 sasany, 13 sasina, 14 siansa, 15 sinasa, 16 sisana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09