|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  seva
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana hafa ilazana ny toaka [1.1]
Ohatra  4  Mitady seva izy nefa tsy misy eto an-tanàna. [2.472]
Kamban-teny rehetra  5  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)7  seva
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Anaran-kazo madinika izay nampiasain'ny olona ho toy ny savony hanasandamba ny
10 raviny taloha ary mbola ampiasain'ny olona eny ambanivohitra ho fanasam-bilia ankehitriny: Ravin-tseva [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 (nom ancien, d'origine malaise relevé par Flacourt et tous les auteurs anciens).
12 Nom donné aux plantes qu'on fait brûler et à partir des cendres desquelles on prépare un sel utilisé en cuisine (Voir sira, sirahazo).
13 Suivant les régions, ce sont surtout :
14 (Merina, Betsimisaraka, Betsileo) Buddleja axillaris Willd. ex Roem. & Schult. (Scrophulariaceae). Voir aussi sevagasy.
15 (Sihanaka, Merina, Bezanozano, Sakalava, bara, Taifasy, Tanosy, Mahafaly) Buddleja madagascariensis Lam. (Scrophulariaceae). Commerson l'appelle « Vigne malgache » et note que les fruits sont très recherchés pour faire une sorte de vin.
16 Les feuilles sont utilisées fraîches, en raison de leur odeur forte, pour nettoyer les parquets.
17 Les fleurs sont mellifères.
18 L'espèce est souvent répandue par l'homme et respectée autour des villages ;
19 Voir aussi sevalahy.
20 (Sakalava) Rinorea arborea f.occidentalis H.Perrier (Violaceae) Nom Illeg.; réf. Humbert 19 140. [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry: hazo
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4)26  Seva
Sokajin-teny  27  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  28 Randzavola: Seva amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  29 Sheva [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  30 Shiya [2.996]
Voambolana  31  Soratra Masina

Teny iditra (4/4)32  Sevà
Sokajin-teny  33  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  34 Sceva [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  35 Scéva [2.996]
Voambolana  36  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  37 Toko sy andininy momba Sevà

Fivaditsoratra  38 Save, Seva, seva, Sevà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21