|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 seranina |
| Fototeny | 2 serana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona
5 Hanina (fiteny amin' ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo an-daka no midina eo anoloana) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be passed by
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 où l'on passe à côté; devant qui on passe rapidement
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 12 seranana |
| Fivaditsoratra | seranina, 13 sinerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|