Entrée sento
Partie du discours nom
Explications en malgache Fisintonana sy famoahana fofon' aina mafy sady mitarika lavalava, ateraky ny alahelo na embona: Be sento io zaza io ka mety harary fo rehefa lehibe
Alahelo: Mitsikia, atsaharo ny sento
Fitrohana zavatra amin' ny orona. [1.1]
Explications en anglais A sigh, a sob [1.7]
Explications en français Soupir, sanglot [1.8]
Dérivés 

Mis à jour le 2020/07/31