|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sela
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 cellule [1.13]
Ohatra  5  ny sela dia atokana hatao sela vaovao. [1.357#]
Voambolana  6  Haiaina
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 18 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)8  Sela
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  10 Salah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  11 Shélah [2.996]
Ohatra  12  fa maty tanora ny roa, ary sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina. [1.38]
Voambolana  13  Soratra Masina
Tovy hevitra  14 sale, sale, sale
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  15 Toko sy andininy momba Sela
Lahatsoratra  16 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sela

Fivaditsoratra  17 Lesà, 18 sale, sela, Sela

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21