|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sazy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Sahaza, tandrify, tiana: Sazinao ve ity satroka ity hovidiko ho anao? [1.1]

Teny iditra (2/3)4  sazy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Fampangirifiriana ny vatana, atao amin' ny olona iray nanao hadisoana mba hamaizana azy; famaizana; vola ampandoavin' ny fitsarana olona iray voaheloka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a fine, punishment [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 amende, punition [1.196, 1.8]
9 sanction, punition, peine [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)30  sazy
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny frantsay  32 Nom d'un arbre de 10 à 12 m à tronc souvent sinueux. Bois tendre, léger, blanc. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  33  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  sazy, 34 Siza

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17