|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  savony
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra vita amin' ny jabora sy laro, atao anaty lasitra sy tenehina, ka ampiasaina ho fanadiovana sy fanasana lamba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 soap [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 savon [1.8, 1.13]
6 (du français : savon). C'est le nom moderne donné au savon.
7 On précise, suivant les qualités : savony manitra, savon parfumé, savonnettes ; savony soa ; savon de beauté ; par exemple : « savony soa mahatsara ny hodi-tava » : le savon de beauté améliore les peaux grasses (Gazety Medikaly, 11e année, n° 73-38 (Août-Septembre 1976)). [Betsileo, Merina] [1.196]
Ohatra  8  Mbola hita mandraka ankehitriny ny savony gasy. [2.117#106]
9  Harena avalan-drano tahaka ny vola amidy savony. [2.436#]
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12  savony
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14 (du français savon). Sapindus trifoliatus L. (Sapindaceae).
15 Arbre introduit de l'Inde et cultivé. Le fruit est employé au lavage des tissus délicats, notamment des soieries servant aux cérémonies religieuses chez les Musulmans ismaeliens de Tuléar. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  16  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  savony, 18 sivano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17