Entrée sarindokotra (sary, dokotra)
Partie du discours locution
Définition malgache Safiotra avy amin' ny fikambanan' ny ganagana sy ny dokotra; ilazana ny zanaky ny dokotra sy ny ganagana; anambarana koa ny zanaky ny olona roa samy hafa firenena (safiotra)
¶ Vorona zanaky ny dokotra sy ny ganagana; vaventy ary tsara hena ny sarindokotra
Mitovy hevitra: kirivorona [Rajemisa 1985]
Traduction française canard provenant du canard ordinaire et [...] [texte complet dans Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31