|
|
|
|

Teny iditra1  sarimihetsika
Singan-teny  2 sary, 3 mihetsika
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 film: Sarimihetsika ilalaovan' i Fernandel (Un film où joue Fernandel)
6 cinéma [1.1]
Ohatra  7  Fa izao ndeha ho any an-trano hilaza amin-dry Dada; any no misakafo, dia ierao aminy aho hijery sarimihetsika isika amin' ny sivy. [2.4]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12