|
|
|
|

Entrée1  mihetsika (hetsika)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin' ny misy azy teo aloha: Mbola mihetsika ity biby ity fa tsy maty. / Mihetsika ny tongotry ny zaza 4  Miseho, mifoha indray, velona indray: Nihetsika ny fanaviany androany hariva. / Raha mihetsika eo ny hatezerako, asa izay hanaovako anao 5  Avadika: Hihetsika ny razana atsy ho atsy ka tonga daholo ny havana avy amin' ny lafy valo [1.1]
Explications en français  6  bouger, mouvoir, se mouvoir [1.13]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot mihetsika

Mis à jour le 2023/05/24