|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sarasara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny nentina niarahaba ny mpanjaka fahiny, ka natokana ho azy irery ihany:
4 Sarasara tsy ambaka, tompoko e! -- Sarasara!
5 (enga anie ka tsy ho azon' ny aretina ambakaina ianao, tompoko, -- Enga anie!) [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (2/2)8  Sarasara
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  10 Sherezer [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  11 Sareéçer [2.996]
Voambolana  12  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  13 Toko sy andininy momba Sarasara

Fivaditsoratra  Sarasara, sarasara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21