|
|
|
|

Teny iditra1  sara-mahazaka
Singan-teny  2 sara, 3 mahazaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny hena omena ny tompon' ny tady mahazaka naningorana ny omby vonoina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12