Entrée sampanteny
Mots élémentaires sampana ; teny
Partie du discours nom
Explications en malgache Ireo teny rehetra avy amin' ny fototeny iray, azo tamin' ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka. Oh.: Sitranina, sampanteny avy amin' ny ft. sitrana, manenona (ft. tenona), vinidy (ft. vidy), tomaratra (ft. taratra) [1.1]
Explications en français Mots dérivés (grammaire) [1.5]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/11/25