Entrée | 1 samihafa |
Mots élémentaires | 2 samy, 3 hafa |
Partie du discours | 4 adjectif |
Explications en malgache |
5 Isan-karazany: Voaravaka voninkazo samihafa ny Lapan' ny tanàna fa fety ny andro (tsy tokony hafangaro amin' ny "samy hafa" izay "tsy mitovy" no heviny [1.1] |
Explications en anglais |
6 mutually different. [1.2] |
Explications en français |
7 différent [1.3#570] 8 divers [1.13] |
Exemples |
9 Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa.
[2.470]
10 Sarangan' olona samihafa no hita tamin' ireny nosamborina ireny. [2.472] |
Dérivés |
|
Autres orthographes | 14 samyhafa |
Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
Anagrammes | 16 fahamasy, 17 mahasafy, 18 samihafa, 19 samy hafa |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |