Entrée salady
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan' anana vahiny mitovitovy amin' ny laisoa fa kely, asiana menaka sy vinaingitra na ranom-boasary makirana dia hanina manta [1.1]
Explications en anglais Salad greens, lettuce [1.7]
Explications en français Salade, laitue [1.8]
  [Betsileo, Merina] (du français salade). Nom des plantes consommées en salade, c'est-à-dire crues et assaisonnées à l'huile et au vinaigre. Surtout la laitue : Lactuca sativa L. (Asteraceae). Nom déjà mentionné par Malzac. Voir aussi ana-manta. [1.196]
Nom scientifique Lactuca sativa
Exemples Ny toe-pahasalamany aza efa mahonena dia mbola heverina ihany ireny olona ireny fa afaka mandany ny hany hery sisa ananany hamboly salady na zeranioma eo amina tany nampindramina azy herinandro vitsivitsy fotsiny. [1.369]
Vocabulaire 
Origine Français: salade.

Mis à jour le 2020/10/13