|
|
|
|

Entrée1  Sakalava
Partie du discours  2  nom propre (ethnonyme)
Vocabulaire  3  Histoire: clans, tribus
Explications en malgache  4  Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i Boina (renivohitra Mahajanga), Ambongo (renivohitra Besalampy), i Menabe (renivohitra Morondava), ary i Fiherenana (renivohitra Toliary) [1.1]
Explications en français  5  peuple habitant la côte ouest, nord-ouest et nord de Madagascar (villes principales: Morondava, Majunga, Nosy Be)
6  Sakalavan' i Menabe: les habitants de l'ancien royaume du Menabe
7  Sakalava avaratra: les Sakalava du Nord
8  Sakalavan' i Boina: les habitants de l'ancien royaume du Boina
9  Sakalava masikoro: les éleveurs et agriculteurs de l'intérieur
10  Sakalava vezo: les pêcheurs qui vivent sur le littoral [1.5]
Mots composés 
Titres 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot Sakalava
Tableaux et planches  18  Mots du dialecte

Mis à jour le 2020/07/31