|
|
|
|

Teny iditra 1 ; saintsainina
Fototeny  2 saintsaina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Ohatra  4  Vantotr' akoho no ananana, ka ny hanati-bodiondry no saintsainina [2.558]
5  Fa fandozana no saintsainin' ny fony, ary fampahoriana no mahavantam-bava azy [2.996#24.24.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26