Entrée saika
Partie du discours nom
Explications en malgache Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy avy hatrany [1.1]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée saika
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy
Mitovy hevitra: kasa
Manam-pikasana: Saika handeha aho raha vita ny resatsika [1.1]
Explications en anglais Almost [1.7]
Explications en français Presque [1.8]
Exemples 
1Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4]
2Vary, voanjo, izay no sakafo saika isan' andro. [2.472]
Synonymes saiky

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/02