|
|
|
|

Teny iditra1  sahomborera
Singan-teny  2 sahona, 3 borera
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazana sahona maitsomaitso volo fahita eny ambony hazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Rainette verte qui se tient sur les arbres. [1.3]
Voambolana  7  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  8 sahombora
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09