|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 safosiaka |
| Singan-teny | 2 safo, 3 siaka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy
6 Teny mamy na asa mahafinaritra atao mba hanangolena izay tiana hofitahina: 7 Tsy izaho akory no ho voafitaky ny safosiaka ataonao [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 8 safo siaka |
| Sokajin-teny | 9 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 (sioka atao hampatoritory): teny atao hamalifaliana; tambitamby; fanojikojena
[1.1] |
| Fivaditsoratra | safosiaka, safo siaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|