Entrée | safononoka (safotra, nonoka) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Feno hatramin' ny morony: Safononoka ny renirano noho ilay oran-kateloana tsy niato iny Feno, diboka: Safononoka ny fon' ny Malagasy nahazo ny fahaleovantena [1.1] | |
Explications en anglais | [ safo-nonoka ] Brimful (of a river in spate) [1.7] | |
Explications en français | [ safo-nonoka ] Plein jusqu'au bord rivière dont le lit est plein [1.3] | |
[ safo-nonoka ] Plein jusqu'au bord [1.8] | ||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |