Entrée | romotra | ||||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||||
Explications en malgache | Voan' ny haromotana, aretina izay mahatonga ho toa adala manaikitra am-pisafoahana izay sendra azy, gaigy: Alika romotra Misafoakan-katezerana: Vao mainka romotra izy nahita an-janany naniratsira azy [1.1] | ||||||||||||
Explications en anglais | Mad as from rabbies; furious [1.7] | ||||||||||||
Explications en français | Atteint par la rage des chiens; furieux [1.8] | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
Mots composés |
| ||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |