Entrée rombaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fakana tampoka ny zavatra eny amin' ny hafa; fahamaimaizana hiteny ka mitsatsaingoka hilaza [1.1]
Exemples Ankehitriny ianareo Fariseo dia manadio ny vohon' ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatinareo kosa dia feno rombaka sy faharatsiana. [2.996]
Dérivés 
 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31