Entrée ro mangazafy
Mots élémentaires ro ; mangazafy
Partie du discours locution
Explications en malgache Ro marihitra matsiro, fomba fahandroana vorona ka atao ketsaketsa rano fa tsy ritina [1.1]
 Ro misy menaka misomidika [1.1]
Explications en anglais [ ro manga zafy ] A particular kind of gravy well cooked [1.2]
Explications en français Un bouillon épais, succulent, délicieux [1.3]
Exemples Ny sakafo dia hena atao nahandro be, atao ro mangazafy, ka ny sira atao mangidy molaly, ary ny vary koa aza rarahana sira manta. [1.437]

Mis à jour le 2023/01/01