Entrée roaroa (roa)
Partie du discours adjectif
Dérivations 
Autres orthographes 
Exemples 
1 [Callet: Tantara, page 157] fa natao ny ntaolo fanambadiana izany, ary sitraka ny fo ny izy roaroa ampivadina, na lasam-bodiondry na tsy lasana;
2 [Baiboly: 45:006:013/Zakaria 6:13..] Izy no hanao ny tempolin'ny Tompo, hotafiana fiandrianana, hipetraka ho mpanjaka eo amin'ny seza fiandrianany, ho mpisorona eo amin'ny seza fiandrianany, ary hisy fisainam-pihavanana eo amin'izy roaroa.

Mis à jour le 2020/07/31