Teny iditra | roa lela (roa, lela) | ||
Sokajin-teny | fomba fiteny | ||
Teny fotony | roa, lela | ||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra manana vokany na mety hisy asany roa mifanohitra: Antsy roa lela ~ Sabatra roa lela [1.1] | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Tovy hevitra | miroa lela | ||
Teny iditra | roalela (roa, lela) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | Bilame [1.13] | ||
Voambolana | Fizìka | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
![]() |