Entrée (1/2) | 1 rivo-doza |
Mots élémentaires | 2 rivotra, 3 loza |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 [1.1] rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro 6 [1.13] rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza |
Explications en français |
7 [1.13] cyclone |
Exemples |
8 [2.445] Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza.
9 [4.27] Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; 10 [4.14;2012/02/18] Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 12 Météorologie |
Synonymes | 13 rivo-mahery |
Citations | 14 Textes citant rivo-doza |
Illustrations |
|
Entrée (2/2) | 15 Rivo-doza |
Mots élémentaires | 16 rivo-doza |
Partie du discours | 17 nom propre (pièce de théâtre) [Liste complète] |
Vocabulaire | 18 Littérature: pièces |
Auteur |
19 Rajemisa-Raolison Régis |
Editions |
|
Anagrammes | 21 Rivo-doza, rivo-doza |
Mis à jour le 2025/09/17 |
![]() |