|
|
|
|

Teny iditra1  rivo-balala
Singan-teny  2 rivotra, 3 valala
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 rivotra maimaina izay mialoha ny fiavian' ny valala ary heverin' ny olona ho mitondra aretina (sery) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Brise lourde qui annonce parfois l’approche des sauterelles ; brise lourde qui donne mal à la tête [1.3#538]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12