Teny iditra | rirana | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zorony mivohitra: Voan' ny riran-databatra ny takibako Ny lafiny maranitra na ny ilany ihany: Telo rirana ny zozoro [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | An edge, a cutting edge [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Le tranchant; cf. horirana [1.8] | |||||||||
Ohatra | Dia alaina ny hazo maro rirana be tsilo iny, ny anarany atao hoe «ody fady,» sy ny holatafa, ary ny arim-belona.
[2.857] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rirana io | |||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2022/12/13 |
![]() |