|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 riam-bato |
| Singan-teny | 2 riana, 3 vato |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza ny rano mivarina amin' ny haram-bato
[1.1] |
| Ohatra |
6 Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany.
[2.499#]
|
| Fivaditsoratra | 7 itambaro, riam-bato |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|