Entrée re siosio (re, siosio)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza zavatra heno amin' ny resaka tsy azo itompoana loatra, fa karazan' ny honohono [Rajemisa 1985]
Exemples 
1Re siosio fa nalainy tamin' ny ody fitia ireny vehivavy rehetra ireny. [Andraina: Mitaraina, page 91]
2Efa re siosio fa handeha ho any andafy ny zanakao [Rajemisa 1985]

2012/09/26