|
|
|
|

Teny iditra1  rebireby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitarihana mba hampivily lalana fa tsy amin' ny tokony ho izy
4 Hevitra manodoka hamitahana; fanolikolena; fanadalana [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  22 beribery, rebireby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19