|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arebireby |
| Fototeny | 2 rebireby |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Avezika atsy avezika aroa: Narebirebin-dRakoto ny zanany
5 Adalaina, fitahina: Tsy azonao arebireby aho 6 Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha amin' ny tokony ho izy: Aza arebireby amin' ny tantara vala maty aho fa aoka aloha hiasa 7 Adalaina, kolikolena, fitahina, amin' ny hevitra manodoka: Narebirebin' ilay tovolahy tamin' ny fitiavana ny zanany vavy ka tsy nahavita fianarana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Qu’on trouble, qu'on embarrasse, qu'on égare, qu'on dupe
[1.3#519] |
| Ohatra |
9 azo arebireby sy kolikolena amin' ny fitiavam-boninahitra sy ny volan-Jodasy
[1.342#]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 14 rebirebena |
| Fivaditsoratra | arebireby, 15 beriberia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|