Entrée ravo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes ravoravo
Exemples olona izy, ka ravo fa tsy hadinon’ ny taranany, faly fa tsy very taolambalo: [Andriamalala: Zazavavindrano, page 79]

Mis à jour le 2020/07/31